Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Desambra, 2017

31 Desambra 2017

Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko

Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.

Amerika Latina: Antso Ho An'ny Fandriampahalemana Ao Gaza

ho mariky ny firaisankina miaraka amin'ny vahoaka Palestiniàna, izay mety ho hitantsika any anaty bilaogy maro samihafa any

30 Desambra 2017

Saripika: Namely Ny Nosy Mindanao Any Atsimon'i Filipina Ny Rivodoza Tembin Ny Omalin'ny Krismasy

"Entintsika am-bavaka ihany koa ireo fianakaviana mipetraka ao Pagalungan, Cotabato Avaratra izay niharam-boina ... tsy manana foibe fialofana izy ireo ary  tsy mbola misy ny fanampiana nalefa ho azy ireo hatramin'izao fotoana izao..."

09 Desambra 2017

Maneho Hevitra Momba Ny Vono Olona tao Virginia Tech Ny Tontolon'ny Bilaogy Maraokana

Andro vitsivitsy lasa izay, nitodika tany amin'ny vono olona tao Virginia Tech ny mason'izao tontolo izao; indrindra fa ny tontolon'ny bilaogy Maraokana, izay manamarika ny fifandraisana izay noezahin'ny Fox New natao teo amin'ny Silamo sy ny mpikomy Virginia Tech.