Toeram-Pisakafoanan'ny Voromahery Vaotoro Ao Nepal, Manampy Amin'ny Fiverenan'ny Biby Sy Ny Fidiram-bolan'ny Vondrom-piarahamonina

Girifao (griffon) Himalayana ao amin'ny Toeram-Pisakafoanan'ny Vaotoro, Nawalparasi, Nepal. Sary avy amin'i Sagar Giri. Nahazoana alalana.
Ngezabe, ratsy tarehy ary malaza ratsy izy ireo. Na dia ao anatin'ny fifandraisana mankahala-fitiavana amin'ny olombelona aza ny voromahery vaotoro – namantsika voajanahary ihany koa izy ireo. Mpihinana fatim-biby ny ankamaroan'ny vaotoro ary ampahany lehibe amin'ny fizotry ny fahafatesana voajanahary any an'ala. Mihinana nofo be dia be ireo biby ireo ary manampy amin'ny famerana ny fiparitahan'ny bakiteria sy ny aretina izay mety miparitaka avy amin'ny fatim-biby efa potipotika. Na izany aza, na dia eo aza ny anjara asany manan-danja toy ny mpiaro miady amin'ny ny mety hiparitahan'ny aretina, matetika heverin'ny olona toy ny voalavo fa tsy vorona manan-danja izy ireo.
Araka ny nasehoan'ny fitsapan-kevitra tamin'ny taona 2007 tany India, nihena hatramin'ny 0,1% ny isan'ny vaotoro fotsy tatsinanana (Gyps bengalensis) tamin'ny fiandohan'ny taona 1990. Tamin'ny taona 2009, nahita i Nepal andrefana fa nihena 25% nanomboka ny taona 2002 ny vaotoro fotsy tatsinanana. Toy izany koa, nihena tanteraka ny vaotoro lava molotra (Gyps indicus) sy ny vaotoro manify molotra (Gyps tenuirostris) . Indrisy fa tsy any Azia Atsimo irery ihany no misy tahaka izany, mihena manerana izao tontolo izao ny isan'ny vaotoro noho ny tsy fahampian'ny sakafo, ny fifandonana amin'ny fitaovana namboarin'olombelona, sy ny fanapoizinana, ankoatra ny hafa.
Mba hiadiana amin'ity fihenàna ity, nanolotra drafi-piarovana mahaliana ny firenena sasany mba hamerenana ny isan'izy ireo – toeram-pisakafoanana Jatayu, na toeram-pisakafoanana ho an'ny vaotoro.
Toeram-pisakafoanana ho an'ny vaotoro tantanin'ny fiarahamonina
Ho fitehirizana ireo vaotoro, napetraka ao amin'ny firenena Aziatika maromaro tahaka ny an'i Kambodza, India, Pakistana ary Nepal ny toera-panomezan-tsakafo ho an'ny vaotoro. Tantanin'ny vondrom-piarahamonina tsy lavitra eo ny toera-panomezan-tsakafo any Nepal ary nomena anarana hoe toeram-pisakafoanana Jatayu, anarana avy amin'ilay olo-malaza be mpanaja tamin'ny vanim-potoana Haindò Ramayana sy ny anarana Sanskrit manondro ny vaotoro, Jatayu.
If you are in Nepal & a wildlife enthusiastic, visiting Jatayu Restaurant will be an experience of lifetime. I was mesmerized. #conservationhttps://t.co/rENmDgrkkE
— Rebecca (@_Re_be_cca) August 3, 2017
Raha any Nepal ianao ary mankafy biby, ho fianarana mandritra ny androm-piainana ny fitsidihana ny toera-pisakafoanana Jatayu. Tena valalanina aho.
Mamelona biby antitra sy tsy mamokatra intsony avy amin'ny tantsaha ireo toerana fisakafoanana ireo ary mikarakara ny biby fiompy mandra-pahafatiny ao amin'ny foiben'ny biby efa antitra. Manolotra am-pifaliana ny ombin'izy ireo efa antitra, tsy mamokatra intsony, any amin'ireny toeram-pisakafoana ireny ny olona satria tsara fikarakarana ny biby mandra-pahafatiny.
A post shared by Sanjib Chaudhary (@sankuchy) on
Zava-misy ao amin'ny toeram-pisakafoanana vaotoro ao Nepal Andrefana– omena ho an'ireo vaotoro ao amin'ity toerana ity ny biby efa maty rehefa azo antoka fa tsy misy diclofenac intsony ny tsikalakalan-taolana. Maty ny vaotoro noho ny fampiasana ity fanafody ity amin'ny fitsaboana biby fiompy. Nihena ny isan'ny vaotoro hatramin'ny nahafatesan'ny vorona mampalahelo noho ny aretin'ny voa vokatry ny fihinana tsikalakalan-taolana misy diclofenac. Taorian'ny fametrahana ireo trano fisakafoanana manerana ny lemaka atsimon'i Nepal, niverina ireo vaotoro. Ary faly ireo mpiaro ny tontolo iainana!….
Rehefa maty ireo biby fiompy, dia omena hohanin'ny vaotoro — rehefa avy natao andrana mba hiantohana fa tsy misy diclofenac ilay fatim-biby.
Diclofenac, fanafody mpamono nahatonga fahafatesana faoben'ny vaotoro
Ny fampiasàna diclofenac mba hanamaivanana ny fanaintainan'ny biby fiompy no iray amin'ireo antony lehibe amin'ny fahafatesana faoben'ny vaotoro any Nepal, India sy firenena Azia Atsimo hafa. Na dia diclofenac kely fotsiny aza dia mety hampidi-doza ho an'ny vaotoro, miteraka aretin'ny voa amin'ireo vorona ireo. Satria tsy mahavita miasa intsony ny voa, dia miangona ao amin'ny ràn'ny vorona ny asidran'ny amany ary miely manerana ny taova anatiny.
Satria vondrona vaotoro marobe no miara-omena sakafo, mety hiteraka fahafatesana vaotoro be dia be ny tsikalakalan-taolana tokana misy diclofenac.
Voaràra any India, Nepal ary Pakistana tamin'ny taona 2006 sy tany Bangladesh tamin'ny taona 2010 ity fanafody ity. Noho ny fandraràna ny fanafody sy noho ny fandraisana andraikitra avy amin'ny fikambanana maromaro, anisan'izany ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana, nanomboka niverina ireo karazam-borona natahorana ho lany tamingana ireo.
Ankoatra izany, nanjary nanintona mpizahatany ao an-toerana sy iraisampirenena ireo toeram-pisakafoanana ireo, manome fidiram-bola fanampiny ho an'ny vondrom-piarahamonina manodidina. Nanomboka nivarotra hoditr'omby hanaovana famokarana hoditra sy taolana ho an'ny zezika ihany koa ireo vondrom-piarahamonina ireo.
Satria niha-nalaza ny toeram-pisakafoanana Jatayu ary mbola miteraka fidiram-bola ho an'ny vondrom-piarahamonina mpifanolo-bodirindrina, manomboka manova fijery ny olona izay nankahala sy nanalavitra ny vaotoro taloha. Miadana saingy azo antoka, manomboka miova amin'ny fahatakarana tsara kokoa amin'ny andraikitr'ireo (vorona) manan-danja amin'ny vanim-potoan'ny fiainana sy ny fahafatesana ny laza ratsy izay namely ireo vorona ireo .
A post shared by An;D (@aandoroo) on
Traikefa tsy hay adinoina ny fijerena ireo vaotoro mena loha 150 #himalayan omena sakafo tsikalakalan-taolana ao Himalayas. Tena zava-dehibe ny manohana sy miaro ireo biby mahavariana ireo.
Raha liana amin'ny fijerena akaiky ireo vorona goavana ireo ianao dia afaka mitsidika ny iray amin'ireo toeram-pisakafoanana Jatayu izay tarihan'ny vondrom-piarahamonina ao amin'ny distrikan'i Nawalparasi, Rupandehi, Dang, Kailali ary Kaski.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 11 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 123 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 128 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...