Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2018

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Jona, 2018

26 Jona 2018

Arabisc: Fifidianana Any Bahrain, Fahafatesan'Ankizy, Fahalalahana Manjavozavo !

Nifidy fanindroany ny ho solombavambahoaka teo amin'ny tantara vaovaony i Bahrain . Manodidina ny 300.000 ireo mpifidy nandeha nandatsa-bato. Isan'izany ilay mpitoraka bilaogy Haythoo, izay nanantena ....... ny 'antokony'. Fa ankoatra izany ireo tranga hafa miseho eo amin'ny firenena, samy tantarain'ny mpitoraka bilaogy avokoa ireny.

Indonezia: Tondra-drano tany amin'ireo faritany miisa 13

Niaina tondra-drano nandritra ny herinandro noho ny oram-batravatra ny faritany miisa 13 tany Indonezia. Namoizana ain'olona miisa 14 ny loza nitranga raha telo hafa kosa no tsy hita . Olona mihoatra ny 50.000 no voatery nafindra toerana. Nihoatra ny roa metatra ny rano tao Jakarta, renivohitr'i Indonezia.  

Nomen'i Etazonia sata fiarovana vonjimaika ireo teratany Haisiana

Sata manokana omen'i Etazonia ho an'ireo teratany avy amin'ny firenena vao avy niharan'ny fikorontanana na ratran-tsaina vokatry ny ady na horohorontany ny sata fiarovana vonjimaika (TPS). Tsy maintsy ao Etazonia ny olona omena izany sata izany, ary manao fangatahana TPS.

20 Jona 2018

Lahatsary Mampiharihary ny Mombamomba Ny Ankizy Miaramila

Zon'olombelona an-tsary

Nanao fikarohana mombanà lahatsoratra kasaiko ho avoaka mahakasika ny ankizy miaramila aho, no nahita lahatsary tao amin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary, izay voalaza fa fanadihadiana natao taminà adolantsento efa ankizy miaramila taloha.

19 Jona 2018

Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo

Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).

07 Jona 2018

Madagasikara: mbola mijoro ny bilaogera na dia teo aza ny andiana toe-javatra mampalahelo….

Ity no lahatsoratro voalohany tao amin'ny Global Voices . Tsara vintana aho ary tena faly fa afaka mizara aminareo ny fomba fijerin'ny tontolon'ny bilaogy malagasy. Indrisy anefa fa nampalahelo ny vaovao avy taty  Madagasikara. Ny fiantraikany ratsy tamin'ny andiana rivodoza farany teto Madagasikara no lohahevitra lehibe momba ny adihevitra tamin'ny tranonkalan'ny...

02 Jona 2018

Tonizia: Nandà tsy hody ireo Serba mpizaha tany

Mpizaha tany Serba miisa iraika ambin'ny folo niala sasatra tany amin'ny tanàndehibe morontsiraka fialan-tsasatra Toniziana any Sousse sy Hammamet no nandà ankitsirano ny hiala ny firenena mialoha ny Alakamisy, 20 Janoary 2011, andro fialatsasatr'izy ireo farany.