Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Jona, 2011

22 Jona 2011

Rosia: Mampiseho ny ratra lalina navelan'ny adin'i Tsetsenia ny namonoana an'i Yuri Budanov

Akon'ny RuNet

Namerina indray ny fifampihenjanana ara-poko na an-tserasera na ivelan'ny serasera ny namonoan'ny sasany an'i Yuri Budanov kolonely taloha tamin'ny tafika Rosiana izay noampangaina ho namona vehivavy Tsetsenina 18 taona nandritra ny Ady Tsetsenina Faharoa tamin'ny 10 jona 2011, ary nanamafy ny fahadisoam-panantenana satria mbola manjaka ny tsy fanarahan-dalàna ao amin'ny...

16 Jona 2011

Syria: Mitohy Ny Famoretana Na Eo Aza Ny Antso Iraisam-pirenena

Mitohy ny hetsi-panoherana manerana an'i Syria, ary tsy mampiseho fihetsika hilefitra ho fampiatoana ny herisetram-pamoretana ataony mihitsy ny fitondràna Siriana na eo aza ireo antso avy amin'izao tontolo izao.. Maneho hevitra ao amin'ny Twitter ireo mponin'i aterineto momba ireo fivoaran-draharaha faramparany.

06 Jona 2011

Serbia: Fisamborana an'i Ratko Mladic

Sady misento no tsy mino ihany koa ireo Serba marobe sy Bosniaka androany raha nandre ny fisamborana ny jeneraly Serba Bosniaka teo aloha Ratko Mladic, izay voampanga noho ny famonoana olona faobe sy ny heloka amin'ny ady nandritra ny ady an-trano tamin'ny taona 1992 hatramin'ny 1995 tao Bosnia-Herzegovina. Talanjona avokoa...

03 Jona 2011

Siria: Manao Hetsi-Panoherana ho an'ny Hoavin'ny Ankizy

Miteny anatinà andian-dahatsary mahavaky fo ao amin'ny Youtube ireo tanora tra-doza tao Siria, milaza amin'ny antsipirihany ny zava-doza niainan'izy ireo sy ny fianakaviany andro aman'alina nandritra ireo fotoanan'ny revolisiona tao amin'ny fireneny nanoherana ny fitondran'i Bashar Al Assad. Ny hetsi-panoheran'ny androany Zoma dia natolotra ho an'ireo ankizy Siriana sy ny...