Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Janoary, 2008

30 Janoary 2008

Shina: Ny fahatezeran'ny malemy

29 Janoary 2008

Tadzikistana : Tsy ho ela intsony dia “hangotraka” ny tsy fahampian'ny tolotra angovo

Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana : I know from people who read this article that water in Nurek reservoir will be enough to generate electricity only until 8th of February. “Henoko tamin'ny mpamaky io lahatsoratra io fa ny...

12 Janoary 2008

Ejipta: Entana Shinoa

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa mihoatra ny 10 isanjato isantaona. Ny tena mahaliana dia ny fiankinan’ny fivarotana entan-tshinoa ivelan’ny trano fivarotany. Tsikaritry ny rehetra fa...

10 Janoary 2008

Bangladesh : Ezaka fanampiana noho ny rivodoza Sidr

Nandrava an’i Bengladesh ny rivodoza Sidr ny tapaky ny volana Novembra teo, ary na dia nihena be aza ny firesahan’ny fampahalalam-baovao dia mbola mitohy hatrany ny ezaka fanampiana ny traboina. Nandefa lahatsary maromaro tamin’izay niainany avy any Dhaka, Bangladesh ho fandraisany anjara hampitsaharana ny fahantrana. Bangladesh moa no firenena fahafito...

Kenya : Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana

Ny blaogy Black Looks dia mitatitra momba ny “Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana” [Action Alert blog] any Kenya : Pambazuka News has created an Action Alert blog for up to date news and alerts on Kenya. « Ny vohikala Pambazuka News dia nametraka Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana mba hanolorana ireo vaovao...