Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Janoary, 2019

Ejipta: Libaney iray any Ejipta – Avy amin'ny Fibodoana mankany amin'ny Fanafahana

Indray andro, nahatsiaro ho afa-baraka izy, ary ny andro taorian'izay, nahatsiaro ho afaka. Izany no tantaran'i Layal El Katib, bilaogera Libaney iray nipetraka tany Ejipta nandritra ny fotoana naharitra, nentin'i Tarek Amr ho antsika.

Ejypta: Ahoana no ahafahantsika manampy an'i Gaza?

Manao hetsika ireo bilaogera Ejiptiana ho fanohanana an'i Gaza izay niharan'ny fanafihan'ny tafika Israeliana nandritra ny herinandro.

Tantaran'ny mpinamana mamahana sakafo maraina mpianatra zazavavy 500 isan'andro ao Yemen mba hahafahan'ireo mianatra

Talohan'ny nisian'ny tetikasa dia tsy tonga nianatra ny ampahadimin'ny mpianatra, ankehitriny ry zareo niverina an-dakilasy avokoa.

Ejypta: Fitsidihana trano fitaizana beantitra

Ny olana goavana indrindra amin'ny fiarahamiasa amin'ireo zokiolona dia ny tsy fisian'ny mpilatsaka an-tsitrapo sy mpanolotra fanomezana