Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Oktobra, 2010

31 Oktobra 2010

Repoblika Dominikana : fepetra hiadiana amin'ny kolera

Maherin'ny 270 no matin'ny kolera tany Haïti ary manodidina ny 3000 no tratry ny aretina. Ny fipariahan'ny valanaretina, izay tao amin'ny tanànan'i Saint Marc no niantomboka, dia niitatra hatrany amin'ny renivohitra haitiana, Port-au-Prince, izay nahitàna tranga iray voamarina omaly. Ireo manampahaizana avy amin'ny OPS [Organisation panaméricaine de la Santé] fa...

23 Oktobra 2010

Fivahinianana iray ho an'ny feon'ireo tsy mba re amin'ny fananganana indray an'i Haiti

Solidar'IT ao Haiti dia fivahinianana iray ho an'ny feon'ireo tsy mba re amin'ny fananganana indray an'i Haiti, natsangana ho toy ny fanadihadina an-tranonkala mitohy.

13 Oktobra 2010

Hongria: Mampidi-doza ny toerana fanangonana fako simika

Araka ny fanadihadihana, nandrakotra tanàna maro tany antsinanan'i Hongria ny fikorianan'ny fotaka misy poizina simika tamin'ny fiandohan'ny herinandro teo. Nahakasika tanàna fito izany fahapotehana izany vokatry ny fikorianan'ny fako misy poizina simika navoakan'ny orinasa iray mpikarakara firaka: Tüskevár, Kolontár, Kisberzseny, Somlóvásárhely, Apácatorna, Devecser, Somlójenő. (Sarintany miaraka amin'ilay toerana fanangonana azo...

04 Oktobra 2010

Pakistan: Heverinao ve ny fangirifirian'ireo tra-boina tamin'ny tondra-drano?

While some countries of the world came forward to donate for the victims of the recent Pakistan Floods, most international responses were slow. Cindy Yang looks for the answers in the blogosphere.

Faritr'i Sahel: Momba ny fandoavana tamby hanavotana ireo takalonaina

Ny fakàna takalon'aina nataona vondrona Islamika iray antsoina hoe Al-Qaeda in The Islamic Maghreb (AQIM) izao no malaza any amin'ny Faritr'i Sahel izay nipariaka nanerana ny firenena maro any avaratr'i Afrika. Ho fanafahana ireo takalon'aina, manao tsindry ara-politika amin'ireo firenena Afrikana voakasika amin'izany ireo governemanta sy orinasa, na hizotra amin'ny...