Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2012

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Jolay, 2012

19 Jolay 2012

Syria/Torkia: Manao Fihetsiketsehana Noho Ny Tsy Fahampian-drano Ao Amin'ny Tobin'i Kilis Ireo Syriana Tsy Manan-kialofana

Nanao fihetsiketsehana nanohitra ny tsy fahampian-drano ireo tsy manan-kialofana Syriana ao amin'ny Tobin'ireo Tsy Manan-kialofana ao Kilis, any amin'ny sisin-tany Syriana sy Tiorka. Polisy miisa efatra sy tsy manan-kialofana miisa telo no voalaza fa naratra.

18 Jolay 2012

Rosia: Maneho Hevitra Momba Ny Tondradrano Nandrava An'i Krymsk Anaty Aterineto Sy Mivantana Ireo Mpampiasa Aterineto

Akon'ny RuNet

Tamin'ny 6-7 Jolay, maherin'ny 170 ireo olona namoy ny ainy tamin'ny tondradrano nandrava tany atsimon'i Rosia. Niady hevitra ireo mpitoraka blaogy momba ny mety nahatonga izany loza izany tany amin'ny Krymsk - faritra voa mafy; maro ireo efa any amin'ny maha-mpirotsaka an-tsitrapo na mpanao gazety, ary maro amin'ireo adihevitra amin'ny...

09 Jolay 2012

Shily: Tsy Manan-kialofana Ao Santiago

Ao Santiago, Shily, tahaka ny any amin'ny tanna maro manerana ny tany, mety ho vanin-taona mahafaty ho an'ireo tsy manan-kialofana ihany koa ny ririnina. Amin'ny alàlan'ny saripika, Alejandro Rustom, mpiara-miasa ao amin'ny Demotix dia mampibaribary ny tena zava-misy iainan'ireo tsy manan-kialofana ao an-drenivohitra Shiliana sady manasongadina ny fomba entin'ireo olom-pirenena...