Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2016

Tantara mikasika ny Vonjy Voina tamin'ny Mey, 2016

28 Mey 2016

Tsanganana Tokana dia Nahaova Fiainan-dReny Somali Mananon-tena Mananjanaka Valo

Andro iray monja dia nahaangona vola mihoatra ny 4000 dolara amerikana ny fanangonam-bola niainga avy any amin'ny maro ho setrin'ny tantara.

25 Mey 2016

Toeram-pitsaharana Iray Kintana Telo Ao Athens Ho An'ireo Mpitsoa-ponenana Ela Nijaliana

Tena dia naharitra ela sy nampidi-doza no niainany, hany ka fitaka no tao an'eritreritr'i Ali Jaffari voalohany raha nanome azy efitrano tao amin'ny Hotely iray Kintana Telo tao Athens ho an'ny fianakaviany ny namana Grika iray.

21 Mey 2016

Ginea: Ny Teknolojia Vaovao, Vintana Ho An'ireo Fiteny Ao Amin'ny Firenena

Rising Voices

Tafa niarahana tamin'i Tafsir Baldé momba ny fampiroboroboana ireo fiteny ao amin'ny firenena afrikàna

Niteraka Fihotsahan'ny Tany sy Tondra-drano Nahafatesan'olona Ny Orana Tsy Nitsahatra Tao Sri Lanka

Inona no fahasamihafana hita ao amin'ny andro iray, manomboka amin'ny selfie tondra-drano hatramin'ny fandevenana faobe an'ireo 100 namoy ny ainy tamin'ny fihotsahan'ny tany tao Sri Lanka