Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Mey, 2018
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana
Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ny hanatsaràna ireo tolotra amin'ny fahasalamana any anatin'ireo firenena andalam-pandrosoana.
Tonizia: Fanokafana Ireo Fonja Amin'izao Tontolo Izao
Aseho ato anatin'ity vohikala ity ireo lahatsary ahitana na miresaka mikasika ireo fanitsakitsahana zon'olombelona
Kurdistance: Tsy Misy Vaovao Tsara
nitondra hatezerana sy hadisoam-panantenana nanoloana ireo fihetsiketsehana tsy nampiova mihitsy ny fiainan'ny mponina Kiorda ireo lohahevitra mahavàka saina tao amin'ireo blaogy Kiorda
Maso Mivadibadika Miandrandra Lanitra, Namaky ny Fahanginana Tao Amin'ny Tranonkala Shinoa Faran'izay Voaporitry ny Sivana
"Toy ny tsela-baratra nandrava fanehoankevitra an'arivony maro nideràna ary nanakona ireo kabary nataon'ireo olona an'arivony maty atidoha..."