imanoela fifaliana · Oktobra, 2017

Lahatsoratra farany an'i imanoela fifaliana tamin'ny Oktobra, 2017

“Fifandonana sy Rà Latsaka no Hany Mahaliana ny Media”

NewsFrames  16 Oktobra 2017

Ady, fifandonana ary rà latsaka no hany mahaliana ny media ny mitatitra azy, ary tsy raharahainy izay lohahevitra hafa manandanja aminay ihany koa. Ao Sarayaku, anokananay ezaka betsaka tokoa ny fampahafantarana ny Kawsay Sacha, tolokevitray ho aminà fomba fiaina iray vaovao izay anasàna ny olona ho tsara fihavanana amin'ny tontolo misy azy, amin'ny tenany ary amin'ny hafa.

Pakistana: Miaraka Amin'ny Gawaahi Mandrava Ny Fady

  15 Oktobra 2017

Efa hatry ny ela ireo teknolojia fampahalalam-baovao sy fifaneraserana (TIC) no hita toy ny fanambaràna fiovàna erantany. Anisan'ireo tetikasa mikendry ny hanasongadina ny feo tena tsy heno loatra ao anatin'ny fiarahamonina pakistaney ny Gawaahi (ao amin'ny Facebook ihany koa). Mampiaraka ny TIC sy ny fikatrohana ara-tsosialy.