Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Latvia: “Halves”

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2007)

Hoy i Peteris Cedrins, bilaogera iray monina ao Latvia, izay naka ity sarinà trano iray tao Daugavpils ity:

Trano iray, tontolo roa. Maro amin'ireo trano tranainy ao Daugavpils no mamorivory  noho ireo varavarankely plastika mora vidy, fototra voafono anaty lafintrano ivelany efa matroka mampiseho endrika maoderina zara fa vita sy tsy manintona.

Daugavpils no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Latvia, misy mponina 108.260 (taona 2007). Nantsoina hoe  Dinaburg izy io teo anelanelan'ny 1275 sy 1893, Borisoglebsk teo anelanelan'ny 1656 sy 1667, ary Dvinsk teo anelanelan'ny 1893 sy 1920.

Ato ny betsaka amin'ireo sarin'i Daugavpils nopihan'i Cedrin.

Ato ny bilaoginy, Marginalia.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.