Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Marsa, 2008
Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny Rano
(Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo...
Frantsa: Night Club Malagasy vaovao
harinjaka no mitatitra ny fisiana toeram-pihaonana amin'ny alina sy fandihizana natokana ho an'ny Malagasy (night club) vaovao [Fr] iray any Marseille: “Fantatro avy amin'ny traikefa niainako manokana fa tsy mora...
Madagasikara : Lesona azo notsoahina taorian'ny fandalovan'ny rivomahery mahery vaika faha-3 tao anatin'ny iray volana sy tapany monja
Hatramin'ny faran'ny volana Janoary lasa teo dia rivomahery maherivaika 3 [Fame, Ivan, Jokwe], no nifanesy namely mafy an'i Madagasikara, ny farany amin'izy ireo dia ny rivomahery Jokwe izay niditra an-tanety...
Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra
Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny...
Rakotomalala Lova : Manome toerana an'i Madagasikara
I Rakotomalala Lova, izay fantatra koa amin'ny anaram-bosotry ny blaoginy hoe Malagasy Dwarf Hippo na Lalomena Malagasy Botry (satria ireo karazam-biby izay ripaka dia mba manan-kambara koa), dia teraka tany...