Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Avrily, 2010
Madagasikara: Fanonganam-panjakana misesisesy rehefa mihamanakaiky ny fifampiraharahana
Taorian'ny fanesorana tamin'ny toerany ny minisitry ny foloalindahy tamin'ny 7 Avril noho ny fiampangana azy ho nikasa hanongam-panjakana, manontany i Achille52 hoe inona indray ny dikan'ity filazana ho nisiana fanonganam-panjakana hafa...