Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Jona, 2018
Madagasikara: Iza ireo kandidà lehibe ho filoham-pirenena?
Ahiana hisy fifandirana vaovao eo amin'ny politika malagasy indray ny fifidianana ho filoham-pirenena hoavy.
Madagasikara: mbola mijoro ny bilaogera na dia teo aza ny andiana toe-javatra mampalahelo….
Ity no lahatsoratro voalohany tao amin'ny Global Voices . Tsara vintana aho ary tena faly fa afaka mizara aminareo ny fomba fijerin'ny tontolon'ny bilaogy malagasy. Indrisy anefa fa nampalahelo ny vaovao avy taty Madagasikara. Ny fiantraikany ratsy tamin'ny andiana rivodoza farany teto Madagasikara no lohahevitra lehibe momba ny adihevitra tamin'ny tranonkalan'ny Malagasy :