Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Marsa, 2012
Madagasikara : fandripahana tamin'ny 1947, hatramin'izao dia tsy mbola fantatra ny antsipirihan'izay nitranga
Ny vohikala TanaNews no mitatitra fa nangatahin'ny Praiministra Beriziky ny hampodian'ny Frantsay ireo rakitry ny tantaran'i Madagasikara mikasika ny fandripahana olona mahatratra 100 000 isa tamin'ny taona 1947 [fr] tamin'ny ho...
Madagasikara : fitoriana ny fahantrana lavareny
Rivonala Razafison no nitatitra tamin'ny vohikalam-baovao “Africa Review” fa Scores of Madagascar capital Antananarivo residents Wednesday wore black clothes to denounce poverty in the country. “mponin'Antananarivo maro no nitafy akanjo mainty...