Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Septambra, 2008
Madagasikara : Ny Blaogiko sy Izaho
Vao nanokatra blaogy vaovao ny namana Andry Rakotoniaina Andriatahiana izay monina any Madagasikara. Ambarany ho “mpanara-maso ny tontolon'ny Aterineto” ny tenany [the cyber observer]: My name is Andry Rakotoniaina Andriatahiana...
Madagasikara : Eny an-dalambe eny
Tantarain'ny namana Ariniaina ao amin'ny Dago Tiako ny andavan'andron'ny fiainana manamorona ny arabe any Antananarivo, any Madagasikara : Suddenly, you notice lots of people making a circle. You think there...
Madagasikara: Tsiahy an'i Rado, ilay poeta manandaza
Misaona noho ny fahalasanan'ilay poeta malaza ny mpamaham-bolongana eto Madagasikara. Vakio ary ny tohiny.
Madagasikara:Latsa-pitiavana an'i Madagasikara
Tia an'i Madagasikara i David Sasaki, ilay nosy iray ao amin'ny ranomasimbe Indiana atsimo atsinanan'i Afrika. Ary tsy izy ihany…
Madagasikara: Manova olona ny mipetraka Andafy
Tamin'ny lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Marsa no nanoratan'ny mpahay toekarena William Easterly sy Yaw Nyarko izay nanamarika fa mahatratra 81 isanjaton'ny vola raisin'ny olona mipetraka amin'ny firenena iray Afrikana atsimon'i...
Madagasikara: Mpanao politika mpanohitra nosamborina
Gazety Avylavitra no namoaka sary vitsivitsy ny nisamborana mpitarika mpanohitra iray nosamborina ampahibemaso indrindra dia Atoa Henri Lecacheur tao amin'ny toerana misy ny tsena (taloha) ny zoma maraina (8/29/008) ary polisy...