· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Novambra, 2012

Inona Ny Anjara Asan'ny Tafika Eto Afrika ?

  11 Novambra 2012

Matetika ny Tafika no nitana anjara toerana nampiova zavatra saingy manalasala teo amin'ny fiainana politika teto Afrika. tanelanelan'ny taona 1950 sy 2000, 53 ny firenena afrikana nizaka fanonganam-panjakana 85 izay tonga tamin'ny fiovan'ny...

Ainga Vaovao Ho An'i Barack Obama Any Afrika ?

  08 Novambra 2012

Raha voafidy indray Barack Obama hitondra mandritra ny efa-taona any Etazonia, Afrika kosa dia manao tombana ny efa-taona nitondràny Amerika sahirana kokoa amin'ny olana ara-toekarena noho ny fifandraisana ivelany, indrindra ny fifandraisana amin'ny kaontinanta afrikana. Lehibe tokoa ny fanantenan'ireo afrikana, nefa maro no mieritreritra fa hahafahan'ny Filoha Obama mandinika lalindalina kokoa momba ny olana afrikana ny fe-potoam-piasàna faharoa azony.

Fomba Fijery Afrikana Mikasika ny Fifidianana Amerikana 2012

  05 Novambra 2012

Atao amin'ny 6 Novambra ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana ary efa miditra lalina amin'ny zava-misy eo an-toerana ny fampielezan-kevitra. Manana hevitra samihafa ny mpitoraka bilaogy Afrikana mikasika ny mety ho fivoaran'ny fifidianana ary ny mety ho hantenaina amin'ireo kandidà.