Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Desambra, 2007
Arahabaina ireo Rising Voices vaovao
Naharenesantsika feo vaovao sy mahery avy amin’ny fiaraha-monina tsy dia hita matetika amin’ny aterineto ny nisokafan’ny vondron’ny fantsom-panomezam-baovao avy amin’ny olom-pirenena na ny tetikasa midina an-tsehatra Rising Voices. Niantso tolotra...
Madagasikara: Sarin'ny tsena Zoma
Harinjaka no indro mamoaka ny sarin'ny tsenan'Analakely fantatry ny any ivelany amin'ny anarana Zoma eto Antananarivo, Madagasikara. Jennifer Brea
Fifidianana Madagasikara : Fampitandremana ho an’ny fitondrana ?
(saripikan'i Harinjaka) Tamin’ny valim-pifidianana monisipaly notontosaina tamin’ny herinandro lasa teo ho an’Antananarivo, renivohitry Madagasikara, resin’ny kandida mahaleo tena Andry (Nirina) Rajoelina ny avy amin’ny antokon’ny filoham-pirenena Hery Rafalimanana, amin’izao fivadihan-javatra...
Madagasikara : Ny fomba fiakanjoana ny “lamba”
Ny namana Ruth mipetraka any Antsiranana dia manazavazava izay fomba fiakanjoana sy fitafy ampiasana ny “lamba” any amin'ny tapany Avaratry ny nosy : « Traditional dress in Northern Madagascar involves wearing...