Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Septambra, 2007
Tanora ary mamoy fo, vonona hiondrana
Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan'ny lalana any Madagasikara. Gateway Global Consultants, tarihin'izany Steve Turmel izany, milaza fa mpanolo saina maneran-tany, dia nahazo fandrarana hialana an'i...
Madagasikara: Niverina i Rossy
Niverina i Rossy Manoratra i Harinjaka fa i Rossy, mitondra koa ny anarana Paul-Bert Rahasimanana, azo lazaina fa isan'ny mpanao mozika Malagasy malaza indrindra, dia niverina any amin'ny tany niaviany,...
Madagasikara: Ny Teny Malagasy sy ny Lingua-n'ny Global Voices
Nisy hiran'ny tarika malaza malagasy Mahaleo nametraka tao amin'ny serasera.org: “Aoka aho, Mba ho tompon-tsafidy, Mba tsy havela hihidy, Ty vavako miteny” rahafahafahana, Mahaleo. (Mg) Araky ny asehon'ity andininy iray...