Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Mey, 2010
Ny tafan'ny mpamaham-bolongana tamin'ny fifampitifirana sy ny fanovana governemanta
Nisy fifampitifirana nampandriaka ny ra teo amin'ny FIGN izay sangan'ny avy amin'ny zandary mpampandry ny fahalemana miisa 21 sy avy amin'ny mpitandro ny filaminana manoa ny fitondrana mivondrona ao amin'ny EMMOREG. Hoy ny tatitry ny Voice of America hoe: “Officaials in Madagascar's capital say one person was killed and five...
Madagasikara: Nipoaka ny fifandonana teo amin'ny tafika sy ny mpitandro ny flaminana tsy mitovy hevitra
Tamin'ny 20 May 2010, dia nisy ny fifandonana teo amin'ireo mpitandro ny filaminana mpifanandrina izay naharitra ora iray tao an-drenivohitr’ i Madagasikara, Antananarivo. Ity krizy ara-politika mitohy ity dia mbola nahitana herisetra indray, araka ny voalazan'ny Croix rouge dia olona telo no naratra nandritry ny fifandonana (fr). Vondron”olon-tsotra an-jatony tohanan'ireo...
Ny toeran’ny media citoyen eto Madagasikara
Maro zavatra notantaraina tokoa ny sehatry ny seraseran'olotsotra teto Madagasikara. Nitombo tsikelikely ny tontolon’ny blaogy teto Madagasikara tao anatin'ny taompolo farany, nitolona tokoa hanandratra ny feony mandra-pahatongan'ny krizy politikan'ny 2009. Niteraka tinady goavambe ny fizotran'ny toe-draharaha niova haingana dia haingana mitaky ny vaovao farany mba hifanaraka amin’ny toetr’andro ka nahitana fiforonana...
Mpiblaogy misongadina: Rakotomanarivo Tahina
Ny namana Rakotomanarivo Tahina dia miblaogy monina ao Antananarivo, renivohitry Madagasikara. Nandray anjara tamin'ny atrikasa fanajariana ny fijoroana vavolombelon'ny andrimasom-bahoaka izay nokarakarain'ny FOKO izy
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...