Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Avrily, 2013
Fifidianana Filohampirenena Madagasikara: ireo kandidà efa nirotsaka sahady
Tapaka fa amin'ny Alarobia faha-24 Jolay 2013 no hotanterahina ny fifidianana Filohampirenena any Madagasikara. Nisokatra ny Alatsinainy 8 Aprily hoan'ireo kandidà kosa ny fanaterana ireo antontan-taratasy firotsahan-kofidiana. Araka ny tatitra nataon'i JR...