Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Aogositra, 2018
Madagasikara: Ireo Nofinofin'ny Hoavy Sy Ireo Hevitra Sasany Mikasika Ny Fanampiana Iraisampirenena Ho An'i Afrika
Zava-dehibe ny hanamarihana fa tsy mandeha aminà zotra tokana hatrany ny fanampiana iraisam-pirenena. Misy ireo ohatra amin'ny fanampiana afrikana mankany Eoropa ary na ireo firenena tena matanjaka erantany aza dia mila fanampiana indraindray.
Madagasikara: Anglisy teny ofisialy, fanomezam-boninahitra ireo lasibatry ny fifanandrinana ara-panjanahantany sy ny rivodoza
Fenofeno ny vaovao teto Madagasikara tanatin'ny tapabolana faharoan'ny volana marsa 2007: referandaoma fanitsiana ny lalampanorenana nampiditra ny teny anglisy ho teny ofisialy. nanome voninahitra ireo lasibatry ny fitroarana nanoherana ny fanjanahantany tamin'ny taona 1947 izay niafara tamin'ny fahafatesan'olona 80.000 ihany koa i Madagasikara. Farany, rivodoza fahaenina tanatin'ny enimbolana.
Madagasikara: Niteraka adihevitra ny tsy fahampian'ny fanentanana avy amin'ny bilaogy teto an-toerana tamin'ny vanim-potoanan'ny krizy
Efa maro ny nosoratana mikasika ireo andiana loza voajanahary izay namely an'i Madagasikara. Nanasongadina ny krizy iray hafa i Tomavana tany amin'ny faritra avaratra-andrefan'i Madagasikara izay tratran'ny mosary.
Madagasikara : Fikomiana Tao Antananarivo
May ny radiom-pirenena, may ireo tranombarotra, fandrobàna etsy sy eroa, .... mitantara ny zava-niseho manodidina ny 26 janoary 2009 ireo mpitoraka bilaogy
Madagasikara: Mivarotra ny Tena Ho Vadiana, Ny Zavamisy Mangidin'ny Fahantrana
Raha mbola afaka mihinana ara-dalàna ianao isan'andro, dia tsy mahantra. Azo sitranina tsara ny fahantrana satria matetika dia vokatry ny tsy fahampiana fisainana sy hakamoana [...] Ny fanitaran-tsaina sy ny fampitomboana ny fahalalan'ny tena no vahaolana..
Madagasikara : Alin'ny Fandrobàna, Tsy Tao An-drenivohitra Ny Filoha Ravalomanana
Maro ny tsaho momba ny zava-niseho tamin'ny 26 janoary 2009. Mitatitra ny momba izany ny ankamaroan'ireo mpitoraka bilaogy sy ny haba-tranonkala malagasy.