Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Mey, 2009
Madagasikara: Fanafahana mpitolona, fanoheran'ny mpanao gazety ny sivana
Nisento tokana ny fiaraha-monina malagasy an-tserasera nandre ny fanafahana an-d Razily, ilay mpanao fihetsiketsehana nosamborina tamin'ny volana marsa teo, ka hitan'ny rehetra (fr) ho salama tsy marofy. Na dia mbola...
Madagasikara: Mandrahona ireo mpitoraka bilaogy sy mpikirakira twitter ny miaramila
Manao fihetsiketsehana isan'andro ao an-drenivohitry Madagasikara ao ireo tsy mankasitraka ny HAT (Haute Autorité de la Transition) hatramin'ny 21 martsa 2009. Ilay diabe nokarakaraina tamin'ny asabotsy teo dia nosakanan'ny miaramila...
Tsy mitsaha-mitombo ny fanakatsakanana ataon'ny miaramila any Madagasikara
Raha tsy mitsaha-mitombo manerana an'i Madagasikara ny tsy fankasitrahana ny governemanta vaovao kanefa sakanan'ny miaramila izany, dia miasa mafy kosa ireo mpikambana ao amin'ity governemanta ity manazava ny fandehan-javatra rehetra...