· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Aogositra, 2017

Ny Fiakaran'ny Maripana Eto Madagasikara

Nanasongadina ny vokatry ny fiakaran'ny maripana teto amin'ny firenena ilay bilaogera Malagasy Aiky avy ao amin'ny vondrona bilaogy Madagascar Croissance tamin'ity herinandro ity rehefa avy nahita ny horonantsarin'i Al Gore momba ny fiakaran'ny maripana ka niteraka adihevitra teo amin'ireo mpaneho hevitra ao amin'ny bilaogy.

18 Aogositra 2017