Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2016

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Febroary, 2016

17 Febroary 2016

Gwen Rakotovao: ‘Manamafy Ny Fifandraisana Ara-tsosialy’ Amin'ny Alalan'ny Dihy Sy Ny Kanto

Niresaka tamin'i Gwen Rakotovao ny Global Voices, ilay vehivavy talen'ny kanto, lehiben'ny fitantanana, lasibika, ary mpanoratra boky ho an'ankizy, izay nentin'ny asany mahavalalalina nitety ny tontolo.

15 Febroary 2016

Tononkalo Malagasy 4 Miresaka Fitiavana Tsy Azo Tanterahina Amin'izao Saint Valentin – Andron'ny Mpifankatia Izao

Ny Saint Valentin - fetin'ny mpifankatia no andro ratsy na tsara indrindra arakaraka ny olona sy ny toe-javamisy. Eto Madagasikara matetika ny resaka fitiavana dia miloko embona sy fijaliana. Indro tononkalo 5 miresaka fitiavana tsy mety ho tontosa, nosoratan'ny mpanoratra malagasy fanta-daza indrindra. Voninkazo adaladala.