Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Novambra, 2007
Madagasikara : Fanamboarana lakana
Ny mpiblaogy Anglisy vavy Ruth izay monina any Antsiranana [nanomboka tamin'ny taona 2005] dia manazava ao amin'ny blaogy Vazaha Gasy ny fomba fanamboaran'ny Malagasy lakana araky ny traikefan'i Jean, rain-janany...
Madagasikara : Manan-kevitra ny Malagasy
Ny namana Harinjaka dia midera ny fikatsahan'ny Malagasy vaha-olana mba hialana amin'ny tsy fahampian'ny fitaovana amin'ny fiainana andavan'andro : « Malgré les difficultés qu’ils surmontent aux quotidiens, les malgaches ne...
Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana
Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa...