Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Septambra, 2017
FOKO: Ny Faha 50 Taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara
Manakaiky ny faha 50 taona nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantenany amin'ity taona ity. Ho fanamarihana ny fandrosoan'ny firenena, niantsafa tamin'ireo zokiolona roa avy eto Madagasikara momba ny endriky Madagasikara rehefa afaka 50 taona taorian'ny fahaleovantenany i Patrick .
Madagasikara: Fiarahamonina, Maha-izy Azy Ary Ny Zanaka Ampielezana Malagasy
“Feno fomba fijery ratsy mikasika ireo Gasy mipetraka any Andafy manerana ny tranonkala sy ny tontolom-bolongana, tsy andeha hiverina haka indray ireo hevitra nalaina tany an-kafa aho, fa amin'ny ankapobeny, iombonako hevitra ilay hoe rehefa tsy manana zavatra tsara ho lazaina isika, aleho lavitra mangina..."
Ranomasimbe Indiana: Mahatsiaro Mifandray Amin'izao Tontolo Izao Ny Bilaogera Amin'ny Alalan'ny Global Voices
Nahamarika ny lahatsoratra GV vao haingana momba ny tontolon'ny bilaoginin'izy ireo ny bilaogera avy any amin'ny faritra lavitra any amin'ny Ranomasimbe Indianina toa an'i Madagasikara sy La Réunion ary naneho ny hafanam-pony momba ny asan'ny GV sy ny fanasongadinana ny fireneny .