· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Febroary, 2013

Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna tany amin'ny faritra Atsimo-Andrefana Madagasikara

Araky ny Birao Nasionaly Misahana ny Fiahiana ny Loza Voajanahary na ny BNGRC taorian'ny fandalovan'ny rivodoza Haruna dia nahatratra 23 ny isan'ireo aina nafoy, 16 ireo tsy hita popoka, 126 ireo naratra ary miisa 38'778 ankehitriny ireo voadona ka ny 12'500 amin'ireo dia tsy manan-kialofana... Mbola mitohy ny fanisana

28 Febroary 2013