Tantara mikasika ny Madagasikara tamin'ny Janoary, 2021
Namely an'i Mozambika ny rivodoza Chalane, namela fahasimbana kely noho ny tafio-drivotra teo aloha
Nihena ny tanjaky ny tafiodrivotra talohan'ny nahatongavany tao amin'ny firenena. Raha mbola velona ny fahatsiarovana navelan'ny rivodoza IDAI, izay namoizana ain'olona miisa 600 tamin'ny volana Martsa 2019 dia nanahy zavatra hitranga ratsy indrindra ny Mozambikana.