Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Janoary, 2008
Kenya : Ny Kenya izay iriko
Diary written by Amudachi [Diry nosoratan'i Amudachi] no mizara izay anjara mba iriny ho azo avy amin'i Kenya: Part of the Kenya I want is a Kenya where politicians will...
Manao antso avo ny nahazo ny loka Nobel momba ny tontolo iainana
Hita ao amin’ny Pambazuka: fa manao antso avo hanoherana ny famoizana aina sy fananana any Kenya ny Prof. Wangari Maathai, izay efa nahazo ny loka nobel momba ny tontolo iainana....
Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery
Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena : Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the...
Kenya : Tao-tsaritanin'ireo aloka sy ireo hazavàna
Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com: One way to measure the continuing protest and unrest is to follow the story through Ushahidi, a citizen media site put together...
Kenya : Avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra
Bankele no manoratra ao amin'ny “avy amin'ny ODM ka hatrany an-danitra” : If ODM’s goal is to grind the country to a halt, it may take a while. With tax...
Kenya : Ankizy nafindra toerana
Kabissa dia mizara mikasika ireo zaza nafindra toerana any Kenya: The WIDES Development Group based in Nyakach constituency of Nyanza province and Kibera slums in Nairobi Kenya have reported that...
Kenya : “Tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina
Afromusing no mizara momba ny “tapakila fanampiana” hoan'ireo tra-boina any Kenya: Mamamikes’ donation page is now live. When you click on the homepage, you now have an option to purchase...
Kenya : Tsy hiara-miasa amin'ireo orinasa mifandray amin'ny filoha Kibaki
Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya: ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends...
Kenya : Raho-mainty nahitana hirika fanantenana ihany
I Mental Acrobatics no manoratra mikasika ny antenimieram-pirenena Kenyana faha-10: Tuesday afternoon the dark cloud of an illegitimate presidency in Kenya revealed its silver lining. Democracy hit back hard as...
Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao
Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : A couple of us have been doing interviews and trying...