Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Avrily, 2015
Mihoatra Lavitra Noho Ny Resaka Antontanisa Ireo Olona 147 Maty Nandritry Ny Fanafihana Tao Garissa
Nanomboka nampiasa ny tenifototra #147notjustanumber ireo mpampiasa Twitter mba hankalazàna ny fahatsiarovana ireo izay namoy ny ainy tamin'ny fanafihana nitam-piadiana nataon'ny milisy tao amin'ny Anjerimanontolon'i Garissa.