Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Novambra, 2018
Kenya: Sary mampihetsi-po momba ny fitroarana sy ny fanantenana
Afaka milaza tantara ny teny, afaka manome soritra antsika ny sary, ary manana fomba hampitambarana azy roa ireo ny lahatsary, ka mahatonga ny fanamorana ny fifandraisana ara-pihetseham-po momba ny zava-mitranga.
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Herinandro tao amin'ny Tontolon'ny Blaogy Kenyana
Tontolon'ny Bilaogy Kiswahili
Tontolon'ny bilaogy Kiswahili tamin'ny Jona 2005.
Elefanta mialokaloka
(Marihina fa tamin'ny volana May 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Elefanta Nasalot, any avaratra andrefan'i Kenya In the maps Nasalot seems inconsequential, a mere footnote…..Nasalot is a big empty...
Ny zavamaniry sy ny lalomena
(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Tsara tarehy ny lalomena sasany Ary hafahafa ny zavamaniry! Mivoaka avy ao anaty kibon'ny lalomena ireo! Avy amin'i kikuyumoja tao...
Mpanety any Lomut, Pokot Andrefana, Kenya
(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Sary avy amin'i Unganisha.org
Kenya: Fitsapankevibahoaka
Manampy ny eritreriny anatin'ny adihevitra momba ny fitsapankevibahoaka hifidianana Lalàmpanorenana miseho ao amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Keniana i Diary of a Mad Kenyan Woman.