Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2019

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Jona, 2019

17 Jona 2019

Tsidika bilaogy Kenyanina janoary 2006: fampisaintsainana vitsivitsy

Mitahiry vaovao ara-toekarena sy hirika (opportunités) i Bankelele ary nanamarika fa "Namorona ny tahiriny manokana ny Vondrona Eoropeana mba ahafahan'izy ireo manome fanampiana ho an'i Afrika tsy manontany ny hevitry ny Banky Mondialy, izay tarihin'i mpandala nentindrazana vaovao Etazoniana Paul Wolfowitz".

08 Jona 2019

Tontolon'ny bilaogy Kenyana – fanokafana 2006

Manana lahatsoratra momba ny firaisana ara-nofo voaaro sy tompon'andraikitra  i Ms K, indrindra amin'izao vanim-potoanan'ny fahafahana izao, mandrisika ny olona mba hiaro ny tenan'izy ireo

03 Jona 2019

Tontolon'ny bilaogy Kenyana

Bankelele manoratra momba ny karazana fiverenan'ny fifaninanana safari East African Classic, izay tsy anisan'ny fifaninanana iraisam-pirenen'ny WRC intsony, saingy manolotra 'toeram-pizahatany manintona sady mampanembona ary tsy manam-paharoa'.

02 Jona 2019

Bilaogy Kiswahili: Tsy manana anarana ny ankamaroan'ny lalana an-tanandehibe tanzaniana… (2005)

Ahitana tantara hafa ihany koa Nanao dikan-teny mahafinaritra tamin'ny teorian'ny ady saranga nosoratan'i Karl Marx i Gaphiz. Mandray ny Fanambaràn'i Arusha ho ohatra iray tamin'ny niasan'i Karl Marx izy.

Bilaogy Kenyana: Noroahin'i Kibaki daholo ny minisitra rehetra (2005)

Natsangana vao haingana ny Kenyan Open blog, ny hevitra ambadik'izany dia ny mba "ahafahana manara-maso sy mamantatra ireo lohahevitra manan-danja eo amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana na iadian-kevitra ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana midadasika."