Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Marsa, 2024
‘Game changer’: Onjampeo Kenyana mamelona indray ny fiteny teratany ambavahaonan'ny fahafatesana
Ny onjam-peo, Sogoot, izay amin'ny teny indizeny hoe Ogiek dia midika hoe 'ravina', mandeha amin'ny Ogiek manomboka amin'ny 6:00 maraina ka hatramin'ny 11:00 alina. isan'andro, manabe sy manome tari-dalana ho an'olona an'arivony eo amin'ny fiaraha-monina misy azy.