Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Jona, 2008
Kenya : Raha tsy Kenyana …
Ao amin'ny Memorable Jokes [hatsikana tsy mety lefy] no amakiana ny lisitra zavatra 31 tsy fahita raha tsy amin'ny Kenyana ihany : 1. Are engaged for 5 years or more,...
Afrika : Moa ve efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?
Collins Mbalo no manontany ao amin'ny A Nairobian perspective ! [fomba fijerin'ny mponin'i Nairobi iray] raha “efa miasa any Afrika ny seraseram-bola PayPal ?” fampiasa amin'ny Aterineto : I believe that...
Kenya : Fanampim-baovao avy ami'ny fanampiana olona amin'ny aterineto
Fanampim-baovao avy amin'ny mpiasa an-tsitra-po ao amin'ny AVIF any Kenya : Vaovao tapatapany avy aty amin'ny Mercy Home hampahafantarana anareo mikasika ny fitsidihana ataonay, ary mba hanehoana fa nanampy sy...
Kenya : Izato bibibe antsoina hoe famotsoran-keloka
Kumekucha mandray anjara amin'ny adihevitra mikasika ny adihevitra mikasika ny famotsoran-keloka any Kenya [taorian'ireny herisetra be niseho ombieny ombieny ireny] : With the two PRINCIPALS taking diametrically opposing stands on the...
Kenya : Filoham-pirenena izay efa nandeha taxibe hipoka
Kumekucha manoratra mikasika an'i Barack Obama sy Kenya : I will not pretend to even understand the Obama phenomenon. I leave that to more informed writers than myself. But for...
Tanzania: milina fikarohana avy any Tanzania
White African dia nahatsikaritra tranonkalam-pifandraisana roa vaovao avy any Afrika Atsinanana: “Bongoza dia milina fikarohana natao ho an’i Tanzania. Nanitikitika ahy ny fisainana hoe milina fikarohana iray isaky ny firenena....
Afrika: Tonga ankehitriny ny e-fitondrana
David Kobia no miady hevitra momba ny e-fitondrana (e-governance) any Afrika: “Heveriko ankehitriny fa azo atao amin'izay ny misaotra ampahibemaso ny mpanao politika any amin'ny tany Afrikana ampahibemaso noho ny...