Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Janoary, 2008
Kenya : Fitaovana ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra
Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : Ushahidi.com is a tool for people who witness acts of violence in Kenya in these post-election times. You can report the incident that you have seen, and it will appear...
Kenya : Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana
Ny blaogy Black Looks dia mitatitra momba ny “Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana” [Action Alert blog] any Kenya : Pambazuka News has created an Action Alert blog for up to date news and alerts on Kenya. « Ny vohikala Pambazuka News dia nametraka Hetsika Blaogy ho Filazam-panairana mba hanolorana ireo vaovao...
Kenya: Hanohana an'i Kibaki ve i Kikwete?
Hanohana an'i Mwai Kibaki ve ny filham-pirenena Tanzaniana Jakaya Kikwete?, Ny teti-panoron'ny fitondrana manko izao dia ny mitady fanohanana iraisam-pirenena, avy amin'ny firenena Afrikana hafa ankoatra an'i oganda (izay firenena tokana manerantany niarahaba ny fandresen'i Kibaki “indray”. Ndesanjo Macha
Kenya sy Afrika Atsimo: Anatra ho an'i Afrika Atsimo
Tokony handray lesona tamin'izay nitranga tany Kenya i Afrika Atsimo : THE events of the last two weeks in Kenya have exposed just how fragile democracy is when it does not enjoy the protection of a country’s political leadership. “Nahariharin'ny toe-java-nisy tany Kenya ny halemen'ny demokrasia raha vao tsy maharo ny...
Mozambika: taratasy misokatra ho an'i Barack Obama
Carlos Serra [pt], izay avy ao Mozambika no manoratra taratasy ho an'ny loholona Barack Obama, ka ao izy no mangataka hanampiany an'i Kenya: “Eny, tao no teraka ny rainao, ary Loholona ianao, anisanay ianao, Afrikana ianao, Kenyana ianao. Andriamatoa Loholona: mandraisa voromby ho any Nairobi mba hiresaka amin'ireo tarika mikorontandrotana ireo. Mila...
Mozambika: fanontaniana enina tsotra momba an'i Afrika
Misy adihevitra mahaliana izao mandeha ao amin'ny Moçambique para Todos [pt] , Izay iezahan'ny mpamaky mamaly ny fanontanian'i Manuel de Araujo [pt] enina mikasika ny toe-draharaha eto Afrika, iray amin'ireo moa ny hoe: “ Raha manjavona ao anatin'ny fotoana fohy, ny fahamarinantoeran'ny demokrasia tahaka an'i Kenya, dia inona no azontsika lazaina amin'ny firenena...
Kenya: Bolongana ho amin'ny fandriampahalemana
Nanangana bolongana ho amin'ny fandriampahalemana ao Kenya i Harry Karanja : “ ho fampanjakana ny fandriampahalemana, ny firindram-piaraha-monina ary ny firaisankina no antony nananganana ity bolongana ity amin'izao fotoanan'ny hotakotaka izao.” Ndesanjo Macha
Sary 29 mampiseho ny toe-draharaha ao Kenya
Sary mampihoron-koditra mampiseho ny toe-draharaha mafana ao Kenya avy amin'ny mpamaham-bolongana Kenyana Joseph Karoki. Ndesanjo Macha