· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Aogositra, 2009

Bengladesh: Ny ‘Uncultured Project’ sy ny diorano

  11 Aogositra 2009

Teo am-panampiana ny tra-boinan'ny rivodoza Sidr tany Benlgadesh indrindra ny Uncultured Project (tetikasa ho an'ireo tsy voakolokolo ara-tsaina na atao hoe tsy mahalala fomba ihany koa) raha nijery ny takelany izahay tamin'ny herintaona, fa mbola tsy nitsahatra hatramin'izay ny ezaka nataon'i Shawn. Narary izy tamin'ny herintaona ka nody tany Kanadà...