Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Novambra, 2017

Tafiditra Tao Anatin'ireo Bilaogy Tsara Indrindra Erantany Ny Rising Voices

Voafidy ho an'ny "Fifaninana Bilaogy Tsara Indrindra" (BOB) tamin'ny sokajy "Weblog Tsara Indrindra" ny  Rising Voices, tetikasa fampahalalam-baovaon'olon-tsotra Global Voices tamin'ny taona 2008

Kenya: Zava-Baovao

Nikaroka irony atao hoe kit mains libres amin'ny finday irony ho an'ny fiarany ao Nairobi i Kikuyumoja’s realm ary nahita fitaovana hafa tena mahaliana ho an'ny vokatra ara-barotra .

Ireo Feo Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Miteny Kiswahili

Misy dimy ambin'ny folo ireo mpitoraka bilaogy mavitrika amin'ny teny Kiswahili ary roa tsy mavitrika. Enina ambin'ny folo Tanzaniana ary iray Kenyàna. Mpitoraka bilaogy vaovao maro miteny Kiswahili amin'izao fotoana izao no miasa amin'ny bilaoginy saingy tsy mbola vonona hiseho vahoaka.

Inona No Mitranga Ao Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Ao Kenyà?

Tsy zavatra tsara ve ny blaogy?