Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Oktobra, 2017
Ory Miresaka Ny Bilaogy Kenyana
Tsy ny fomba fiasan'ny bilaogy amin'ny famoronana vondrom-piarahamonina ve no tokony hifantohantsika fa tsy izay mety ho fiantraikany amin'ny politika na fanovàna fiarahamonina ?
Ny Hala-Tàhaka No Endrika Tsy Msiy Fihatsarana Ivelan-tsihin'ny Dokadoka – Adihevitra Anaty Tontolon'ny Blaogy Ao Kenyà
[...] ny tontolon'ny blaogy keniana no tena miasa indrindra sy tena mahaliana indrindra eo amin'ireo tontolon'ny blaogy Afrikana, ary manao asa tonga lafatra amin'ny fanarahana ireo politika mampivanàka sy manahirana eo amin'ny firenena.