· Oktobra, 2019

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Oktobra, 2019

Ny Fitetezana ny mozika afrikanina (2006)

  10 Oktobra 2019

Inona ny hip hop Afrikanina? Nahasarika ny sain'ny tanora ny hip hop, izay mamokatra tarika mpanao rap, break dance ary ireo b-boys. Maro no mihevitra fa ny fakany dia miverina any amin'ny vanim-potoanan'ny Mpampita hevitra araka ny fombandrazana afrikanina, ny hafa kosa milaza fa Afrikana-Amerikanina manokana izany.