Kenya Imagine mikasika ny fivoatry ny raharaha farany any Kenya:
ODM leader Raila Odinga has called on his supporters to stay home and boycott businesses belonging to President Kibaki's friends and supporters.
“Raila Odinga, filohan'ny antoko ODM [Orange Democratic Movement] dia niantso ireo mpomba azy mba hitsahatra tsy hiasa intsony sady tsy hifandrairay amin'izay mety ho orinasan'ireo naman'ny filoha Kibaki sy izay mpomba azy.”
2 hevitra
An’ny filoha mihitsy ka! misy teny anglisy tavela ny lohateny!