Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Mey, 2012
Kenya: #NairobiBlast Tenifototra Nalaza Tao Amin'ny Twitter Nandritra ny Fipoahana Tao Nairobi
Fipoahana mahery vaika no nitranga tao amin'ny arabe lehibe iray tao Nairobi, Làlana Moi, ao an-drenivohitra Kenya tamin'ny Alatsinainy atoandro. Nilaza ny fanadihadiana teny amboalohany fa noho ny olana teo amin'ny...
Kenià : Hokaramaina Sa Tsia Ireo Mpianatra asa (#PayInterns)?
Nanomboka adihevitra mafana iray ilay Keniana mpandefa Tweet @RobertAlai ny faha 14 May, 2012 mikasika ny tokony hanakaraman'ireo Orinasa ireo mpianatra asa. Nanambara izy fa ny tsy fanomezana karama ireo mpianatra asa dia endrika fanararaotana. Nampiasa ny tenifototra #PayInterns ireo mpandefa Tweet mba hanontaniana ny momba izany ary mandrisika ireo orinasa hamafa ny anaran'izy ireo ao amin'ny Twitter.
Kenya: Loka Bilaogy Bake 2012
Nanolotra loka ho an'ireo mpamahana bolongana nandefa lahatsoratra, ahitana haisoratra lehibe sy mahasoa, manintona sy ahitana zava-baovao ny Fikambanana Mpamahana bolongana ao Kenya (BAKE) tamin'ny 5 Mey 2012. Avy amin'ny ezaka...
Lahatsary: Mifampizara Ny Fiainany Ny Reny Manerantany
Hita ao amin'ny fampirantiana an'aterineton'ny Mozea iraisampirenena Momba ny vehivavy avokoa ny momba ny reny rehetra. Nampahafantatra ireo karaza-pijery momba ny reny tamin'ny alalan'ny fanadihadiana an-dahatsary natao tamin'ny vehivavy avy ao...