Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Novambra, 2007

Tontolo iainana : « Boriboritany tandidomin-doza »

Ny mpiblaogy Omar Basawad dia tena voaentana raha mahita ny hamaroan'ireo fandaharana miompana amin'ny lohahevitry ny fandalana ny tontolo iainana anivon'ny fampahalalam-baovao ankehitriny : « For the last few weeks, CNN has been airing these very interesting, informative and at the same time, heart wrenching and grim reports: ‘Planet in Peril';...

Kenya : Porofoin'ny finday fa tsy ambakà ny mponina any ambanivohitra

Asehon'ny mpiblaogy Rebecca Wanjiku amin'ny alalana tantarana finday fa tsy ambakà velively ny mponina any ambanivohitra : « …woman had received an SMS indicating that she has been entered into a draw and she could win shs 6,000. But the sight of the figures spured new excitement as they thought they had...

Kenya : Mozika haroana asa fampandrosoana ny mpiara-monina

Ny mpiblaogy Helen dia manoratra ao amin'ny blaogy Mshale mikasika antokom-pihira Kenyana Gospel iray manokana : « Gospel Singing Group Milele does more than sing worship praises. They use their international fame as musicians to work on humanitarian projects. » « Ny antokom-pihira Gospel Milele dia manatanteraka mihoatra lavitra nohon'ny...

Kenya : Tahirim-bola ‘tsinjo vodiandro merika’ hoan'ny tontolo iainana

Mba hiarovana ny fahambangana mety hitranga nohon'ny fihenan'ny fidirambolan'ny fizahantany, ny mpiblaogy Richard Leakey dia manolotra soso-kevitra ny hamoronana tahirim-bola mba ahafahana mitsinjo “vodiandro merika” ny tontolo iainana : « This tourism revenue is both a short term boon and a long term risk. Tourism is notoriously fickle and prone to external threats. For...