· Febroary, 2020

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Febroary, 2020

Afrika: Nanome voninahitra an'i Michael Jackson ireo bilaogera

  09 Febroary 2020

Taty Afrika, nanome voninahitra an'i Michael Jackson tamin'ny alàlan'ny fandefasana sary, rindran-tsary, tononkalo ary fisaintsainana ireo bilaogera taorian'ny fahafatesany. "RIP MJ", hoy ny nosoratan'ilay bilaogera Kenyana, WildeYearnings. "Manana ny lanitra iray manontolo ianao izao handihizana ny moonwalk ..."