Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Jolay, 2017

Kenya : Maty i Echo, Ilay Reniben'ny Elefanta Ao Amboseli

Maty i Écho, reniben'ny elefanta ao amin'ny Valan-javaboarin'ny Amboseli izay malaza eto amin'izao tontolo izao, araka ny fiheveran'ny Amboseli Trust for Elephants (ATE) azy dia noho ny fahanterany sy ny vokatry ny hain-tany izay namely ity valan-javaboary any amin'ny faritra atsimon'i Kenya ity nandritra ny telo taona no nahatonga izany.

Kenya : Afindra Toerana Maika ny Ombimanga Lelwel Hartebeest

Faran'ny taona 2008, naparitaka tamin'ny toerana efa voazara faritra, ny "Faritra D", tao Solio Ranch, any Laikipia ireo andiam-biby mirenireny nesorina tao amin'ny Mont Kenya sy tao amin'ny alan'ny Aberdare 20 taona lasa izay.

Kenya-Congo (RDC): Miainga Avy Amin'ny Mponina Ao An-toerana Ny Fiarovana Ny Tontolo Iainana

Mifototra amin'ny vahoaka izay mipetraka manodidina na ao anatin'ny faritra voaaro ny politika fiarovana ny tontolo iainana. Nanita-kevitra tamin'ity tanjona manaraka ity ny mpiaro ny tontolo iainana dia ny fanentanana sy ny fampandraisana anjara ny vondrom-piarahamonina ao an-toerana izay mipetraka manodidina ny faritra voaaro.