Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Marsa, 2008
Tontolo iainana : Sarin'ny faritra fanangonana ireo fako any Nairobi
Mba hamohazana ny fihevitry ny maro mikasika izay fomba tsy mahomby itantanana ny fako ankehitriny dia manapariaka sarin'ny faritra antsoina hoe ‘Dandora’ i Kikuyumoja no sady manoratra hoan'ireo Kenyana ary...
Tontolo iainana : Elefanta 14 nolefonina tany Amboseli, Kenya
Richard Leakey avy amin'ny Wildlife Direct no mandefa fampilazana fanairana momba izay zavatra mitranga any amin'ny valan-javaboahary Amboseli [National Park] any Kenya, mikasika ireo Elefanta 14 nolefonina : …The range of...