Tantara mikasika ny Kenyà tamin'ny Febroary, 2017
Nihemotra Haingana ny Fanentanana #DabChallenge Nataon'ny Filoha Kenyana Rehefa Namorona ny #DabOfShame Ireo Mpitsikera
"Mijaly amin'ny haintany ireo Keniana ary ny dab #DabOfShame [Dabn'nyHenatra] no zavatra hany takiantsika."
Efa Ho Roa Volana Izao No Nitokona Ny Dokotera Ao Kenya
"51 andro izay! Ahoana no nahatonga anay hahatratra izany? Mendrika sy mitaky ny hahazo rafi-pitsaboana tsara kokoa isika! Izay ihany!"