Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Novambra, 2018
Syria: Tsy afaka miaraka ireo mpitarika Arabo, na dia ao anaty efitra aza
Raha niditra tamin'ny herinandro fahatelo ny herisetra tao Gaza; dia tsy nahavita niombon-kevitra tamin'ny filàna hanaovana fihaonambe maika ho an'ireo firenena mpikambana ao amin'ny Ligy Arabo izay nangatahan'i Qatar sy Syria ireo mpitondra rabo. T
Tonizia Mibilaogy: Novambra mahafinaritra
Mankalaza ny faha 19 taonan'ny "Fanovana ny 7 novambra" (1987) izay nitondra ny filoha Ben Ali teo amin'ny fahefana tao anatin'ny fanonganam-panjakana mihoso-drà nihatra tamin'i Habib Bourquiba, izay nanjaka nandritra ny 30 taona
Syria: Maneho hevitra amin'ny fanidiana an'i Gaza ny bilaogera
Mbola manohy amin'ny fanaovana fahirano tanteraka ilay tehezan-tany i Isiraely, mihalatsaka ambany dia ambany ny toerana mahaolona. Ary raha mihovitrovitra amin'ny toetrandro tsy fahita firy ny ao Afovoany Atsinanana, dia tsy misy solika hanafanana na havadika herinjiro ny Gazaita.
Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”
Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.
Palestina: Hatezerana Noho ny Nahafatifaty Fahatany Zazalahy kely Iray
Araka ny tatitra iray nataon'ny BBC News, nitifitra zazalahy kely iray 10 taona ireo miaramila israeliana ary nahafaty azy nandritra ny fihetsiketsehana nanoherana ny sakana najoro tao Naalin. Na dia nitifitra an'ireo mpanao fihetsiketsehana hafa tamina bala fingotra aza ireo miaramila ary nandratra olona 18, io zazalahy kely io irery no hany tokana voan'ny bala tena izy.
Sary avy any Palestina: Mpaka sary
(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) “Mpaka sary” avy amin'i Dave Berger
Sary avy ao Palestina: Boky Fampianarana
Sary avy ao Palestina nalaina tamin'ny Janoary 2006.