Tantara mikasika ny Palestina tamin'ny Septambra, 2018
Palestina: “Matahotra ny “Taaakh” aho ary mangovitra rehefa mahita azy”
Ho fampiroboroboana ny fanadihadiana iray an'ny Al Jazeera mikasika ny fibodoan'ny Israeliana an'i Palestina, milazalaza ny fiainany ny tovovavy Palestiniana iray. Amin'ny teny kely avy aminy, manintona ny fon'ireo olona rehetra mijery ity horonantsary ity izy ...